Exodus 37:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao aminy koa izy ka nataony teo amin’ny tongony efatra, dia roa no teo amin’ny lafiny iray, ary mason-drojo roa no teo amin’ny lafiny iray koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandrendrika masom-bolamena efatra ho azy izy, nataony tamin’ny tongony efatra: masom-bolamena roa tamin’ny ilany iray, masom-bolamena roa tamin’ny ilany iray hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notefeny ny haba volamena efatra ka naraikiny teo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin'ny tongony efatra: dia vava vola roa teo amin'ny lafiny iray, ary vava vola roa teo amin'ny lafiny iray koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao aminy koa izy ka nataony teo amin’ny tongony efatra, dia roa no teo amin’ny lafiny iray, ary mason-drojo roa no teo amin’ny lafiny iray koa.
malagasy
Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin'ny tongony efatra: dia vava vola roa teo amin'ny lafiny iray, ary vava vola roa teo amin'ny lafiny iray koa.