Exodus 37:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao bao tamin’ny hazo akasià izy, ary nopetahany takela-bolamena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena.
malagasy
Ary nanao bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.