Exodus 37:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampidiriny ho ao amin’ny mason-drojo izay eo amin’ny lafin’ny vata ny bao hilanjana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsofony tamin’ireo masom-bola teo amin’ny lanin’ny fiara ny bao hitondrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsofony tao amin’ireo haba ireo ny bao roa mba hilanjana ny Vatamasina.
Malagasy Bible 1865
Ary nampidiriny ny bao ho eo amin'ny vava vola, izay eo amin'ny lafin'ny fiara, hilanjana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampidiriny ho ao amin’ny mason-drojo izay eo amin’ny lafin’ny vata ny bao hilanjana azy.
malagasy
Ary nampidiriny ny bao ho eo amin'ny vava vola, izay eo amin'ny lafin'ny fiara, hilanjana azy.