Exodus 37:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao rakotra fanaovam-panavotana tamin’ny volamena tsy miharo izy: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanaovam-panavotana tamin’ny volamena madio izy; roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovany sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia nirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao rakotra fanaovam-panavotana tamin'ny volamena tsara izy: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao rakotra fanaovam-panavotana tamin’ny volamena tsy miharo izy: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
malagasy
Ary nanao rakotra fanaovam-panavotana tamin'ny volamena tsara izy: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.