Exodus 37:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao kerobima volamena roa izy; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany azy roa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao kerobima volamena roa izy, nataony volamena an-tefiny, tao amin’ny tendrony roa amin’ny fanaovam-panavotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao kerobima volamena roa izy; voasana no nanaovany azy roa miray amin'ny lohany roa amin'ny rakotra fanaovam-panavotana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao kerobima* volamena roa izy; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany azy roa,
malagasy
Ary nanao kerobima volamena roa izy; voasana no nanaovany azy roa miray amin'ny lohany roa amin'ny rakotra fanaovam-panavotana: