Exodus 37:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kerobima iray amin’ny tendrony iray ary ny kerobima iray amin’ny tendrony iray hafa, nataony tafahoatra ny fanaovam-panavotana eo amin’ny tendrony roa avy ny kerobima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy.
Malagasy Bible 1865
dia ny kerobima iray nataony teo amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin'ny sakany anankiray: indray mivofy tamin'ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin'ny sakany roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa.
malagasy