Exodus 37:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivelatra teo ambony ny elatry ny kerobima ka nalofan’io elany io ny rakotra fanaovam-panavotana; nifanatrika ny tavany sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivelatra niakatra ny elatry ny kerobima manaloka ny fanaovam-panavotana ary ny tavany mifanatrika, ary ny tavan’ny kerobima mitodika manatrika ny fanaovam-panavotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny elatry ny kerobima nivelatra teo ambony, ka nalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany nifanatrika, sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivelatra teo ambony ny elatry ny kerobima ka nalofan’io elany io ny rakotra fanaovam-panavotana; nifanatrika ny tavany sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa.
malagasy
Ary ny elatry ny kerobima nivelatra teo ambony, ka nalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany nifanatrika, sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy.