Exodus 38:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo tamin’ny hazo akasia izy: Dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia efamira izany; telo hakiho kosa ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo akasià no nanaovana ny ôtely fanaovan-tsorona dorana; dimy hakiho ny halavany, dimy hakiho ny sakany, fa mitovy ny lafiny efatra, ary telo hakiho ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny alitara fisoronana dia namboarina tamin’ny hazo mimôzà. Efamira izy io, ka nirefy roa metatra sy sasany ny lafiny tsirairay ary iray metatra sy sasany ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana tamin'ny hazo akasia izy: dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary telo hakiho ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo tamin’ny hazo akasia izy: Dimy hakiho* avy ny lafiny efatra, dia efamira izany; telo hakiho kosa ny haavony.
malagasy
Ary nanao ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana tamin'ny hazo akasia izy: dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary telo hakiho ny hahavony.