Exodus 38:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
roapolo ny andriny, roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny faraingo amin’ny andriny sy ny anjaka hitohizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
farango sy ànjaka volafotsy no nanantonana azy teo amin’ny andry halimo roapolo, izay nitsatoka tamin’ny faladia halimo roapolo.
Malagasy Bible 1865
ary roa-polo ny tsangantsangany, ary roa-polo ny faladiany vara­hina; ary volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.
malagasy
ary roa-polo ny tsangantsangany, ary roa-polo ny faladiany vara­hina; ary volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.