Exodus 38:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny lafiny atsinanana anoloana, dimampolo hakiho koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho
malagasy
Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho.