Exodus 38:15 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray koa, telo ny andriny ary telo ny faladiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny ilany iray, - fa samy tamin’ny ilany iray amin’ny vavahadin’ny kianja avy izy, - fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho sy ny andriny telo mbamin’ny faladiany telo.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray koa; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray koa, telo ny andriny ary telo ny faladiany.
malagasy
Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray koa; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany;