Exodus 38:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny temitra rehetra manodidina ny kianja dia samy vita tamin’ny kiran-drongony mafy avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban'ny kianja manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina.
malagasy
Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban'ny kianja manodidina.