Exodus 38:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efatra ny andriny, ary efatra ny faladiany varahina; ny fihantonany dia volafotsy; ny takelaka tamin’ny lohany sy ny farango hitohizany koa dia volafotsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
varahina ny andriny efatra sy ny faladiany efatra; volafotsy ny faraingony sy ny anjaka itohizany, ary voapetaka takela-bolafotsy ny koronosy amin’ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andry efatra misy faladiany halimo efatra no nametahana azy; volafotsy ny farangony sady norakofana volafotsy koa ny lohan’ny andry sy ny anjany.
Malagasy Bible 1865
Ary efatra ny tsangantsangany, ary efatra ny faladiany varahina; ary ny fihantonany dia volafotsy; ary ny takela-bola tamin'ny lohany sy ny anjaka hitohizany dia volafotsy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efatra ny andriny, ary efatra ny faladiany varahina; ny fihantonany dia volafotsy; ny takelaka tamin’ny lohany sy ny farango hitohizany koa dia volafotsy.
malagasy
Ary efatra ny tsangantsangany, ary efatra ny faladiany varahina; ary ny fihantonany dia volafotsy; ary ny takela-bola tamin'ny lohany sy ny anjaka hitohizany dia volafotsy koa.