Exodus 38:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny tandrony teo amin’ny zorony efatra izy ka nataony miray aminy, dia nopetahany takelaka varahina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zorony efatra nasiany tandrony mivoaka avy amin’ny ôtely, sy nopetahiny takela-barahina ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao miendrika tandroka ny zorony efatra ambony sady narafitra niaraka tamin’ny tenan’ny alitara, izay norakofana takelaka halimo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny tandrony teo amin'ny zorony efatra izy, ka nataony miray aminy, ary nopetahany takela-barahina ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny tandrony teo amin’ny zorony efatra izy ka nataony miray aminy, dia nopetahany takelaka varahina ireo.
malagasy
Ary nanao ny tandrony teo amin'ny zorony efatra izy, ka nataony miray aminy, ary nopetahany takela-barahina ireo.