Exodus 38:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tsatòkan-day amin’ny tabernakely sy amin’ny kianja manodidina dia nataony varahina avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Varahina avokoa ny tsimatra amin’ny Fonenana sy amin’ny fefin’ny kianja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tsîmatra rehetra momba ny fonena-masina sy ny momba ny fefin’ny kianja dia samy natao halimo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tsimatra amin'ny tabernakely sy amin'ny kianja manodidina dia nataony varahina avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tsatòkan-day amin’ny tabernakely* sy amin’ny kianja manodidina dia nataony varahina avokoa.
malagasy
Ary ny tsimatra amin'ny tabernakely sy amin'ny kianja manodidina dia nataony varahina avokoa.