Exodus 38:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny fanaka rehetra momba ny alitara izy, dia ny vilaniny, ny fandraofan-davenona, ny sotron’afony, ny loviany famafazana, ny fitrebiny ary ny fitondran’afony; nataony varahina avokoa ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony avokoa ny fanaka momba ny ôtely: ny tavin-davenona, ny lapela, ny tavy, ny fitrebika ary ny fatana; varahina no nanaovany an’ireo fanaka rehetra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halimo koa no nanaovana ny fanaka rehetra momba ny alitara: dia ny tavy fasiana lavenon-jabora, ny sotrobe fangaronana afo, ny tsatokaty famafazana, ny fitrebi-kena ary ny fitondrana afo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny fanaka rehetra momba ny alitara izy, dia ny vilaniny fandraofan-davenona sy ny sotron'afony sy ny loviany famafazana sy ny fitrebiny ary ny fitondran'afony; nataony varahina avokoa ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny fanaka rehetra momba ny alitara izy, dia ny vilaniny, ny fandraofan-davenona, ny sotron’afony, ny loviany famafazana, ny fitrebiny ary ny fitondran’afony; nataony varahina avokoa ny fanaka rehetra momba azy.
malagasy