Exodus 38:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny faladian’ny kianja manodidina, ary ny faladian’ny vavahadin’ny kianja, ny tsatòkan-dain’ny tabernakely ary ny tsatòkan-day rehetra momba ny kianja manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny faladian’ny fefy sy ny fidirana teo an-kianja ary ny tsîmatra rehetra momba ny fonena-masina sy momba ny fefin’ny kianja.
Malagasy Bible 1865
ary ny faladia tamin'ny kianja manodidina sy ny faladia tamin'ny vavahadin'ny kianja, sy ny tsimatra rehetra tamin'ny tabernakely ary ny tsimatra rehetra tamin'ny kianja manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny faladian’ny kianja manodidina, ary ny faladian’ny vavahadin’ny kianja, ny tsatòkan-dain’ny tabernakely ary ny tsatòkan-day rehetra momba ny kianja manodidina.
malagasy