Exodus 38:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandrendrika masom-bola efatra izy ho eo amin’ny zorony efatra amin’ny karakara varahina, hitsofohan’ny bao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin'ny makarakara varahina izy ho fitoeran'ny bao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao.
malagasy
Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin'ny makarakara varahina izy ho fitoeran'ny bao.