Exodus 38:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka varahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo akasià nopetahany varahina, no nanaovany ny bao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, dia norakofana takelaka halimo,
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-barahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka varahina.
malagasy
Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-barahina.