Exodus 39:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasiany vato alatsaka an-tranontranony izany, vato efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato efatra andalana no naravaka azy; ny andalana iray dia sardoana, tôpazy, emeraoda, andalana voalohany io;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary noravahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda;
Malagasy Bible 1865
Ary nasiany vato nalatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra andalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasiany vato alatsaka an-tranontranony izany, vato efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda;
malagasy
Ary nasiany vato nalatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra andalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda;