Exodus 39:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny andalana fahefatra dia krizolita sy berila ary jaspy. Nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
andalana fahefatra: krizôlita, berila, jaspa. Samy voahodidina rôzy kely volamena ireo vato ireo avy, teo amin’izay nandatsahana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy napetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay.
Malagasy Bible 1865
ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny andalana fahefatra dia krizolita sy berila ary jaspy. Nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.
malagasy
ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.