Exodus 39:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasiany rojo kely volamena tsy miharo, mifanolana toy ny tady, teo amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amin’ny saron-tratra dia nasiana rojo madinika, volamena madio, voarandrana toy ny tady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rojo volamena madinika roa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no natao teo amin’ny saron-tratra;
Malagasy Bible 1865
Ary nanao olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady ho eo amin'ny saron-tratra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasiany rojo kely volamena tsy miharo, mifanolana toy ny tady, teo amin’ny saron-tratra.
malagasy
Ary nanao olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady ho eo amin'ny saron-tratra izy.