Exodus 39:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao randram-bolamena roa sy masom-bolamena roa izy, ka ny masom-bola roa dia natao tamin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisy bokom-bolamena roa sy haba volamena roa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
malagasy
Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.