Exodus 39:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nofeheziny tamin’ny randram-bolamena roa ny tendrony roa amin’ny rojony roa dia napetraka teo amin’ny soroky ny efôda anoloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lanin'ny tady roa dia nataony teo amin'ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin'ny soroky ny efoda anoloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana.
malagasy
Ary ny lanin'ny tady roa dia nataony teo amin'ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin'ny soroky ny efoda anoloana.