Exodus 39:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao ny efoda tamin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika voahasina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efôda dia natao tamin’ny volamena sy ny jaky volomparasy ary rongony madinika mihasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kiran-dongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, no nanaovana ny efôda, sady nasiana peta-kofehy volamena.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny efoda tamin'ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao ny efoda* tamin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika voahasina izy.
malagasy
Ary nanao ny efoda tamin'ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina izy.