Exodus 39:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony indray ny akanjobe misy ny efoda, asan’ny mpanenona, ka nataony miloko manga tokam-bolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jaky volomparasy avokoa no nanaovana ny akanjo lavan’ny efôda, asan-tanan’ny mpanenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia natao manontolo tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny akanjo ivelany misy ny efoda, asan'ny mpanenona, izy, ka nataony manga avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony indray ny akanjobe misy ny efoda*, asan’ny mpanenona, ka nataony miloko manga tokam-bolo.
malagasy
Ary nanao ny akanjo ivelany misy ny efoda, asan'ny mpanenona, izy, ka nataony manga avokoa.