Exodus 39:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vozon’ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy haharovitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vozony, teo afovoan’ny akanjo lavan’ny efôda, dia nataony toy ny an’ny akanjo fiarovan-tratra: nasiany sisiny vita tenona, manodidina io vozona io, mba tsy haharovitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasiana vavany teo afovoany mba hidiran’ny loha, ka notenomina sy nohamafisina ny sisiny manodidina io vavany io mba tsy ho rovitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vozon'ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon'ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vozon’ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy haharovitra azy.
malagasy
Ary ny vozon'ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon'ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.