Exodus 39:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’ny morontongotry ny akanjobe dia nasiany sarin’ampongabendanitra miloko manga, volomparasy, jaky voahasina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny moron-tongony nasiany ampongabendanitra jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony mihasina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny moron-tongotr’akanjo manodidina dia noravahana sarin’ampongabendanitra vita tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky sy tamin’ny kiran-drongony mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany dia nasiany sarin'ampongaben-danitra manga sy volomparasy sy mena voahasina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’ny morontongotry ny akanjobe dia nasiany sarin’ampongabendanitra miloko manga, volomparasy, jaky voahasina;
malagasy
Ary teo amin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany dia nasiany sarin'ampongaben-danitra manga sy volomparasy sy mena voahasina;