Exodus 39:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lamba rongony fotsy madinika no nanaovany ny akanjo lava, asan’ny mpanenona, ho an’i Arona sy ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akanjo anatiny rongony, asan-tanan’ny mpanenona, no natao ho an’i Aarôna sy ireo zanany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanenomana akanjo ivelany tamin’ny kiran-drongony koa i Aharôna sy ireo zanany lahy;
Malagasy Bible 1865
Ary ny akanjo lava nataony rongony fotsy madinika, asan'ny mpanenona, ho an'i Arona sy ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lamba rongony fotsy madinika no nanaovany ny akanjo lava, asan’ny mpanenona, ho an’i Arona sy ny zanany.
malagasy
Ary ny akanjo lava nataony rongony fotsy madinika, asan'ny mpanenona, ho an'i Arona sy ny zanany.