Exodus 39:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ribà jaky volomparasy no namehezana azy hametrahana azy amin’ny hamama avy ao ambony, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nafatotra tamin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy teo ambonin’ny satroka fehiloha izany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin'ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin'ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.