Exodus 39:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vita ny asa rehetra tamin’ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana, satria efa nanatanteraka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia vita ny zavatra rehetra momba ny Fonenana, ny trano lay fihaonana; sady tanteraky ny zanak’i Israely araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy avokoa. Izany no nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vita ny asa rehetra momba ny fonena-masina na Tranolay fihaonana. Araka izay rehetra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no nanatanterahan’ny Israelita izany.
Malagasy Bible 1865
Ary vita ny asa rehetra tamin'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana; fa ny Zanak'Isiraely efa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vita ny asa rehetra tamin’ny tabernakely*, dia ny tranolay fihaonana*, satria efa nanatanteraka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary vita ny asa rehetra tamin'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana; fa ny Zanak'Isiraely efa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.