Exodus 39:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;
Malagasy Bible 1865
ary ny firakotra hoditr'ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana,
malagasy
ary ny firakotra hoditr'ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana,