Exodus 39:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitoeran-jiro volamena tsy miharo sy ireo jiro, dia ireo jiro izay halahatra eo aminy sy ny fanaka rehetra momba azy, ny diloilo hatao fanazavana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanaovan-jiro volamena madio mbamin’ny lalampiny, dia ny lalampy halahatra eo aminy, ary ny fanaka rehetra momba azy, sy ny diloilo hatao amin’ny jiro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ny fitoeran-jiro miaraka amin’ireo jirony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny solika fandrehitra;
Malagasy Bible 1865
ary ny fanaovan-jiro tsara sy ny lela fanaovan-jirony, dia ny lela fanaovan-jiro halahatra, sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny diloilo hatao fanazavana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitoeran-jiro volamena tsy miharo sy ireo jiro, dia ireo jiro izay halahatra eo aminy sy ny fanaka rehetra momba azy, ny diloilo hatao fanazavana,
malagasy
ary ny fanaovan-jiro tsara sy ny lela fanaovan-jirony, dia ny lela fanaovan-jiro halahatra, sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny diloilo hatao fanazavana,