Exodus 39:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny alitara volamena, ny diloilo fanosorana, ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ôtely volamena, ny diloilo fanosorana, ny zava-manitra fanembohana, mbamin’ny varavarana lamba fidirana amin’ny trano lay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ny alitara volamena, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana; –ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay;
Malagasy Bible 1865
ary ny alitara volamena sy ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona ary ny varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny trano-lay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny alitara volamena, ny diloilo fanosorana, ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay,
malagasy
ary ny alitara volamena sy ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona ary ny varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny trano-lay,