Exodus 39:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiana sorony roa hanambatra azy, ka dia voakambana tamin’ny tendrony roa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony nisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambanana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy.
malagasy
Ary nataony nisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambanana azy.