Exodus 39:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vavahady lamba fidirana amin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsîmany, ary ny fanaka rehetra hoenti-manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny Fonenana, amin’ny trano lay fihaonana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andriny sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, miaraka amin’ny tadiny sy ny tsîmatra; –ny fitaovana rehetra fampiasa amin’ny raharaha ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana;
Malagasy Bible 1865
ary ny fefy lamban'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana,
malagasy