Exodus 39:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana, izay hoenti-manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina ho an’i Arona mpisorona ary ny fitafian’ireo zanany izay hoenti-manao fisoronana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanamiana hoenti-manao ny fanompoana ao amin’ny fitoerana masina, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, sy ny fanamian’ireo zanany, fitondrany amin’ny raharaham-pisoronana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.
Malagasy Bible 1865
ary ny fitafiana makarakara ho enti-manao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny manao fisoronana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana, izay hoenti-manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina ho an’i Arona mpisorona ary ny fitafian’ireo zanany izay hoenti-manao fisoronana.
malagasy
ary ny fitafiana makarakara ho enti-manao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny manao fisoronana.