Exodus 39:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, dia toy izany no nanaovan’ny Zanak’Israely ny asa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vitan’ny zanak’i Israely izany asa rehetra izany, araka izay rehetra nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanterahin’ny Israelita ny asa rehetra araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy, dia toy izany no nanaovan'ny Zanak'Isiraely ny asa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, dia toy izany no nanaovan’ny Zanak’Israely ny asa rehetra.
malagasy
Araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy, dia toy izany no nanaovan'ny Zanak'Isiraely ny asa rehetra.Ary nizaha ny asa rehetra Mosesy, ka, indro, efa nataony araka izay nandidian'i Jehovah; dia nisaotra azy Mosesy.