Exodus 39:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia natao teo ambonin’ny soroky ny efôda ireo, ho vato fahatsiarovana ho an’ny zanak’i Israely, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetaka teo ambony beritelon’ny efôda ireo vato ireo mba ho mariky ny fanatrehan’ny foko israelita 12, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony teo amin'ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Ary nataony teo amin'ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.