Exodus 39:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, irain-jehy avy ny lafiny efatra sady niforitra roa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa-joro mitovy lafiny efatra izy, ary natao roa sosona ny saron-tratra, irain-jehy ny lavany, irain-jehy ny sakany, ary roa sosona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Paosy efamira izy io, ka mirefy 25 santimetatra avy ny lafiny tsirairay
Malagasy Bible 1865
Ary efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, ary irain-jehy avy ny lafiny efatra, sady niforitra roa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, irain-jehy avy ny lafiny efatra sady niforitra roa izany.
malagasy
Ary efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, ary irain-jehy avy ny lafiny efatra, sady niforitra roa izy.