Exodus 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly i Mosesy hoe: Indro, tsy hino ahy na hihaino ny feoko izy ireo fa hilaza hoe: Tsy niseho taminao NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Môizy ka nanao hoe: «Tsy hino ahy izy ireo na hihaino ny feoko akory, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny TOMPO i Mosesy ka nanao hoe: –Tsy hino ahy ny Israelita ary tsy hihaino ahy, fa hilaza hoe: «Tsy nisehoan’ny TOMPO akory ianao!»
Malagasy Bible 1865
Ary namaly Mosesy ka nanao hoe: Indro, tsy hino ahy na hihaino ny feoko izy, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly i Mosesy hoe: Indro, tsy hino ahy na hihaino ny feoko izy ireo fa hilaza hoe: Tsy niseho taminao NY TOMPO!
malagasy
Ary namaly Mosesy ka nanao hoe: Indro, tsy hino ahy na hihaino ny feoko izy, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao Jehovah.