Exodus 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa andeha, fa homba ny vavanao Aho ary hanoro izay holazainao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana ianao ankehitriny, fa homba anao Aho rehefa hiteny ianao, ka Izaho no hanoro anao izay tokony holazainao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, dia mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao.
malagasy
Koa ankehitriny, dia mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao.