Exodus 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy izy: Tompo ô, mifona aminao aho, iraho izay hafa tianao hirahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy anefa i Môizy: «Indrisy! ry Tompo, ampitondray izay tianao hampitondraina azy re ny teninao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy hoe: –Mifona aho, Tompo ô, mba olon-kafa re irahina!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Tompo ô! mifona aminao aho, iraho izay tianao hirahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy izy: Tompo ô, mifona aminao aho, iraho izay hafa tianao hirahina.
malagasy
Fa hoy izy: Tompo ô! mifona aminao aho, iraho izay tianao hirahina.