Exodus 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny aminy ianao ka hametraka ny teny ao am-bavany; ary Izaho homba ny vavanao sy ny vavany ka hanoro anareo izay hataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiteny aminy ianao sy hanolotra ny teny hambarany; ary Izaho homba ny vavanao sy ny vavany, ary haneho aminareo izay tsy maintsy hataonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Holazainao azy ary hampitainao aminy izay tokony holazainy. Izaho kosa homba anareo; ka rehefa hiteny ianareo, dia Izaho no hanoro anareo izay hataonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny aminy ianao ka hanolo-teny azy; ary Izaho homba ny vavanao sy ny vavany ka hanoro anareo izay hataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny aminy ianao ka hametraka ny teny ao am-bavany; ary Izaho homba ny vavanao sy ny vavany ka hanoro anareo izay hataonareo.
malagasy
Dia hiteny aminy ianao ka hanolo-teny azy; ary Izaho homba ny vavanao sy ny vavany ka hanoro anareo izay hataonareo.