Exodus 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy no ho solovavanao hiteny amin’ny olona, ary ianao kosa dia ho solon’Andriamanitra ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no hiteny amin’ny vahoaka hisolo anao; ho solom-bavanao izy, ary ianao kosa ho solon’Andriamanitra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no hiteny amin’ny vahoaka hisolo anao, izy no hisolo vava anao; ary ianao kosa aminy dia ho tahaka an’Andriamanitra manolo-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Ary izy hiteny amin'ny olona hisolo anao; ka dia izy no ho solovavanao, ary ianao kosa ho solon'Andriamanitra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy no ho solovavanao hiteny amin’ny olona, ary ianao kosa dia ho solon’Andriamanitra ho azy.
malagasy
Ary izy hiteny amin'ny olona hisolo anao; ka dia izy no ho solovavanao, ary ianao kosa ho solon'Andriamanitra aminy.