Exodus 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoentinao eny an-tananao io tehina io, izay hanaovanao ireo famantarana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iny tehina iny, dia ento eny an-tananao, fa iny no hanaovanao ny famantarana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, dia ento eny an-tananao iny tehina iny mba hanaovanao zava-mahagaga.
Malagasy Bible 1865
Dia ho entinao eny an-tananao io tehina io, izay hanaovanao ireo famantarana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoentinao eny an-tananao io tehina io, izay hanaovanao ireo famantarana ireo.
malagasy
Dia ho entinao eny an-tananao io tehina io, izay hanaovanao ireo famantarana ireo.