Exodus 4:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Ejipta fa efa maty ny olona rehetra izay nifofo ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy, tany amin’ny tany Madiàna; «Mandehana miverina any Ejipta fa efa maty avokoa ireo nitady hamono aina anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy tao Midiana hoe: –Ndeha tokoa miverina any Ejipta ianao satria efa maty ireo olona nifofo ny ainao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Egypta, fa maty ny olona rehetra izay nitady ny ainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Ejipta fa efa maty ny olona rehetra izay nifofo ny ainao.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Egypta, fa maty ny olona rehetra izay nitady ny ainao.