Exodus 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO taminy: Inona moa iny an-tananao iny? Dia hoy izy: Tehina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Iaveh taminy: «Inona iny an-tananao iny?» Dia hoy ny navaliny: «Tehina ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO taminy: –Inona moa iny an-tananao iny? Dia novaliany hoe: –Tehina!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah taminy: Inona moa iny an-tananao? Dia novaliany hoe: Tehina ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO taminy: Inona moa iny an-tananao iny? Dia hoy izy: Tehina.
malagasy
Ary hoy Jehovah taminy: Inona moa iny an-tananao? Dia novaliany hoe: Tehina ity.