Exodus 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lazao amin’i Farao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Israely no zanako lahy, lahimatoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao hilaza amin’i Faraôna hoe: Izao no lazain’i Iaveh: I Israely dia zanako, zanako lahy matoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ambarao amin’ny Farao hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Zanako lahimatoa ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary lazao amin'i Farao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zanako lahimatoa Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lazao amin’i Farao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Israely no zanako lahy, lahimatoako.
malagasy
Ary lazao amin'i Farao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zanako lahimatoa Isiraely;