Exodus 4:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa efa nolazaiko taminao hoe: Avelao ny zanako handeha mba hanompo Ahy; kanjo nandà tsy namela azy handeha ianao; koa indro Aho hamono ny zanakao lahy, ny lahimatoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no lazaiko aminao: Avelao handeha ny zanako, hanompo Ahy; fa raha mandà ianao ka tsy mamela azy handeha, hovonoiko ny zanakao, dia ny zanakao lahy matoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nandidy anao Aho mba handefa ny zanako hanao fanompoam-pivavahana amiko, nefa nolavinao; koa hovonoiko ho faty ny zanakao lahimatoa.»
Malagasy Bible 1865
koa efa nolazaiko taminao hoe: Alefaso ny zanako mba hanompo Ahy; fa efa nandà tsy handefa azy ianao, koa, indro, Izaho hamono ny zanakao lahimatoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa efa nolazaiko taminao hoe: Avelao ny zanako handeha mba hanompo Ahy; kanjo nandà tsy namela azy handeha ianao; koa indro Aho hamono ny zanakao lahy, ny lahimatoanao.
malagasy
koa efa nolazaiko taminao hoe: Alefaso ny zanako mba hanompo Ahy; fa efa nandà tsy handefa azy ianao, koa, indro, Izaho hamono ny zanakao lahimatoa.